Aller au contenu

usher

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Matoanteny

usher

  1. mialoha
  2. miaraka na manara-maso
  3. mitarika ny olona ho any amin'ny seza misy azy

Fanononana

Tsiahy

Anarana iombonana

usher

  1. lehilahy mpanampy amin'ny fampakaram-bady
  2. mpanampy ny talen-tsekoly na mpampianatra; mpanampy ny mpampianatra
  3. mpiandry varavarana ao amin'ny efitrano fitsarana
  4. olona iray, ao am-piangonana, any amin'ny sinema, sns., izay mitondra ny olona ho any amin'ny toerana ipetrahany

Fanononana

Tsiahy