Aller au contenu

ny

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Mpanoritra

ny  ♦ X-SAMPA :

  1. Enti-manondro zavatra na olona lazaina ankapobe, na zavatra na olona voafaritra.
    • Ilaina ny vola amin'ny fianana amin'izao fotoana izao.
Litera 1

Dikan-teny

  1. frantsay : le, les, la

Danisy

[Ovay]

Mpamaritra

ny

  1. zavatra hafa
  2. zavatra vao haingana
  3. zavatra vaovao

Fanononana

Tsiahy

Anarana iombonana

ny

  1. ny litera grika Ν, ν
  2. volana vaovao, volana mihamainty

Fanononana

Tsiahy

Romantsa

[Ovay]

Mpampitohy

ny

  1. na

Tsiahy

Manksa

[Ovay]

Mpampitohy

ny

  1. na"

Tsiahy

Kaornisy

[Ovay]

Mpisolo anarana

ny

  1. Ny

Fanononana

Tsiahy

Endrika:-kianteny- ny

  1. Ny

Fanononana

Tsiahy

Norveziana (Bokmal)

[Ovay]

Mpamaritra

ny

  1. zavatra vao vita na noforonina vao haingana

Tsiahy

Norvejiana (Nynorsk)

[Ovay]

Anarana iombonana

ny

  1. Ny volana vao misondrotra no atao hoe "faza lunaire"

Fanononana

Tsiahy

Soedoa

[Ovay]

Mpamaritra

ny

  1. zavatra vaovao

Fanononana

Tsiahy