Aller au contenu

mitoko

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « mitoko » Etimôlôjia

Matoanteny

mitoko mitukʷ

  1. (toko)mat. s. (mitokoa): Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny a-nana ka firy toko no alainao? • Mahazo isa amin'ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin'izao ny mpilalao malagasy. - F.-p.: Mitoko uory: entimilaza ny vary efa mamorivory madiva handroatra.

Dikan-teny