Aller au contenu

manerana

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « manerana » Etimôlôjia

Matoanteny

manerana maneɾanạ

  1. Mandalo eo anoloan'olona[1]
  2. Mahahenika velarantoerana iray[2]
    • (Ohatra tsy ampy)
  1. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison
  2. Rakibolana Malagasy (1985) nosoratan'i Rajemisa-Raolison