Aller au contenu

gradin

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Frantsay

[Ovay]

Anarana iombonana

gradin

  1. cela est un ou une "Accordéon) " tastière. (Ny "Accordéon") dia zava-manitra
  2. ny seza iray manandratra tsikelikely ny sasany ho ambony noho ny hafa, mba hanasongadinana olona maro, any amin'ny fivoriana lehibe, any amin'ny teatra, any amin'ny sekoly, sns

Tsiahy

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

gradin

  1. ny iray amin'ireo tohatra na seza milahatra, toy ny ao amin'ny kianja filalaovana na alitara

Tsiahy