amboadia
Apparence
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | amboadiako | amboadianay, amboadiantsika |
2 | amboadianao (tenim-paritra) amboadian'angao |
amboadianareo |
3 | amboadiany (tenim-paritra) amboadian'anjy |
(Sihanaka) amboadian-jareo |
K- | amboadian' amboadian- amboadiam- |
amboadia ♦ X-SAMPA : am͡buadiạ
- Kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka)
- (Ohatra tsy ampy)
- Biby Canis lupus miaina anaty ala ary mihaza biby hafa, hita any Eoropa, any Amerika Avaratra ary any Azia
- (Ohatra tsy ampy)