Aller au contenu

Vozona

Avy amin'i Wikipedia
Vozona

Ny vozona, amin' ny biby manana hazondamosina maromaro, dia faritry ny tena eo anelanelan' ny loha sy ny tratra. Ny vozona dia manana anjara asa maro: manohana ny loha sy mahatonga azy ho afa-mihetsika, mamela ny fandalovan' ny singa maro amin' ny rafi-pitatitra, ny fitaovam-pandevonan-kanina sy ny fitaovam-pisefoana ary ny fitaovana famoaham-peo, ny lalan-dra mankany amin' ny loha sy ny maeo hafa.