Valan-javaboarim-pirenena Ankarafantsika
Apparence
Ny Valan-javaboarim-pirenena Ankarafantsika dia valan-javaboary ao akaikin' Andranofasika ao amin' ny Faritra Boeny, eto Madagasikara. I Mahajanga no tanàna akaiky indrindra, 115 km any avaratry ilay valan-javaboary. Manana toetany trôpikaly Ankarafantsika. Ny Sakalava no foko maro be monina sy miompy ao. Monina ao amin' ilay valan-javaboary ny totozy be tongotra (Macrotarsomys ingens) izay tsy hita na aiza na aiza any amin' ny toeran-kafa.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Valan-javaboary
- Valan-javaboarim-pirenena Andasibe-Mantadia • Valan-javaboarim-pirenena Andohahela • Valan-javaboarim-pirenena Andringitra • Valan-javaboarim-pirenena Ankarafantsika • Valan-javaboarim-pirenen' ny Helodranon' i Baly • Valan-javaboarim-pirenena Isalo • Valan-javaboarim-pirenena Kirindy Mitea • Valan-javaboarim-pirenena Mananara-Avaratra • Valan-javaboarim-pirenena Marojejy • Valan-javaboarim-pirenena Masoala • Valan-javaboarim-pirenena Midongy Atsimo • Valan-javaboarim-pirenen' ny Tendrombohitra Ambre • Valan-javaboarim-pirenena Namoroka • Valan-javaboarim-pirenena Nosy Ve-Androka • Valan-javaboarim-pirenena Ranomafana • Valan-javaboarim-pirenena Tsimanampetsotsa • Valan-javaboarim-pirenena Zahamena • Valan-javaboarim-pirenena Zombitse-Vohibasia