Aller au contenu

Piemonte

Avy amin'i Wikipedia

45°05′N 07°41′E / 45.083°N 7.683°E / 45.083; 7.683

Piemonte
Velarantany 25,399,83 km2
Isam-ponina 4,256,350 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena  Italia
Faritany NC
Faritra  Piemonte

I Piemonte dia faritra any avaratrandrefan'i  Italia misy mponina 4.256.350 ary 25.399.83 km² ny faritra lehibe indrindra amin'ny tanibe italiana amin'ny lafin'ny velarantany.

Piedmont dia manamorona an'i  Soisa any avaratra ary  Frantsa any andrefana

Tanàna: Torino

Toekarena

[hanova | hanova ny fango]

Fiat, Olivetti

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]