Negrôida
Apparence
Ny Negrôida dia ireo olona manana volon-koditra matroka na mainty, izay hita indrindra aty Afrika atsimon' i Sahara, any Azia (ny Dravidiana, ny Negritô, sns) ary any Ôseania (Papoa, Tompon-tanin' i Aostralia). Ireto avy ireo vahoaka voasokajy ho negrôida:
- ny Negrô: vahoaka mainty hoditra monina aty Afrika atsimon' i Sahara;
- ny Kôisàna: vahoaka mainty hoditra ao Afrika Atsimo;
- ny Melaneziana any amin' ny vondro-nosy mitambatra ao amin' i Melanezia;
- ny Negritô any Azia Atsimo-Atsinanana sy ao amin' ny Saikanosin' i Malezia ary any Filipina.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Fanasokajiana ara-bolonkoditra ny olombelona