Aller au contenu

Lokanga

Avy amin'i Wikipedia

Ny lokanga dia zavamaneno fahita ao Madagasikara. Ny foko Bara no niavian' ny lokanga. Mitovitovy amin' ny lokangam-bazaha ny lokanga saingy telo ny isan' ny tadiny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Ny lokanga lalaovin'ny tarika Vilon'androy