Aller au contenu

Litoania

Avy amin'i Wikipedia
{{ {{{langue}}} }}
Repoblikan'i Litoania ((mg))
Drapeau de Lituania Armoiries de Lituania
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny ofisialy Lithuanian
Renivohitra Vilnius
[[|Tanàna lehibe]] Kaunas, Klaipėda, Šiauliai
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
 - Praiminisitra: Ingrida Šimonytė
Repoblika
Gitanas Nausėda
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha
65 200 km²
Isam-ponina
 - Tontaliny (2008)
 - hakitroka
faha
3 366 357 mpo.
mpo./km²


Anaran'ny mponina
Sandam-bola Litas (Lt)
Faritr'ora UTC 2
Hiram-pirenena Tautinė Giesmė
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
370

I Litoania (Lietuvos Respublika) dia firenena eorôpeanina. Tafiditra amin' ny Vondrona Eorôpeanina tamin' ny 1 Aogositra 2004. Firenena ao Eorôpa Avaratra, anisan' ireo atao hoe firenena balta na fanjakana baltika i Litoania. I Vilnius no renivohiny. Mamaritra azy ao avaratra i Letônia, ao atsinanana sy ao atsimo i Bielôrosia, ao atsimo-atsinanana i Pôlônia sy ny faritr' i Kaliningrad izay an' i Rosia, ary ao andrefana ny Ranomasina Baltika. Anisan' ireo Repoblika Sôsialista Sôvietika i Litoania nefa nahazo ny fahaleovan-tenany avy tamin' ny Firaisana Sôvietika tamin' ny taona 1991. Ny fiteny litoaniana no fiteny ôfisialin' i Litoania, izay teny nibeazan' ny 85 %n' ny mponina ao aminy. Ny fiteny rosiana koa no fiteny nibeazan'ny 7 %n' ny mponina ao Litoania.

Ny renivohitra sy ny tanàna lehibe indrindra any Litoania dia Vilnius (588.412 mponina). Tanàna lehibe hafa dia Kaunas (315.000), Klaipėda (166.861) ary Šiauliai (111.967). Panevėžys no tanàna fahadimy lehibe indrindra misy mponina 92.944

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Firenena ao Eorôpa

Albania - Alemaina - Andôra - Aotrisy - Belzika - Bielôrosia - Bolgaria - Bôsnia-Herzegôvina - Danemarka - Espaina - Estônia - Fanjakana Mitambatra - Finlandy - Frantsa - Grisia (na Gresy) - Hôngria (na Hongaria) - Irlanda - Islandy - Italia - Jeôrjia - Kipra (na Sipra) - Krôasia (na - Krôatia) - Letônia - Liktenstaina - Litoania - Loksemborga - Masedônia Avaratra (na Makedônia Avaratra)- Malta - Môldavia - Môntenegrô - Nederlandy - Nôrvezy - Okraina - Pôlônia - Pôrtogaly - Tsekia - Romania - Rosia - San-Marîno - Serbia - Slôvakia - Slôvenia - Soeda - Soisa - Tsekia - Vatikàna.

Kôntinenta eto an-tany