Lisitry ny mpanjaka merina
Apparence
Araka ny lovantsofina sy ny angano
[hanova | hanova ny fango]- Andrianerinerina
- Andriananjavonana
- Andrianamponga I
- Andrianamboniravina
- Andriamoraony
- Andriandranolava (Andranolava)
- Andriampandrana
- Andrianampandrandava (Rafandrandava)
- Andriamasindohafandrana (Ramasindohafandrana)
- Rafandrampohy
- Andriampandramanenitra (Rafandramanenitra)
Araka ny tantara
[hanova | hanova ny fango]- Rangita (Rangitamanjakatrimovavy) (1520 – 1530)
- Rafohy (1530 – 1540)
- Andriamanelo (1540 – 1575)
- Ralambo (1575 – 1600)
- Andriantompokoindrindra (1600 – 1610)
- Andrianjaka (1610 – 1630)
- Andriantsitakatrandriana (1630 – 1650)
- Andriantsimitoviaminandriandehibe (1650 – 1670)
- Razakatsitakatrandriana (1670 – 1675)
- Andriamasinavalona (Andrianjakanavalondambo) (1675 – 1710)
- Andriandrazaka (Andriantsimitoviaminandriandrazaka) (1710 – 1730)
- Andriambelomasina (1730 – 1770)
- Andrianjafinandriamanitra (Andrianjafinjanahary na Andrianjafy) (1770 – 1787)
- Andrianampoinimerina (1787 – 1810)
Tao amin' ny Fanjakan' i Madagasikara
[hanova | hanova ny fango]- Radama I (1793 – 1828)
- Ranavalona I (1778 –1861)
- Radama II (1829 – 1863)
- Rasoherina (1814 – 1868)
- Ranavalona II (1829 – 1883)
- Ranavalona III (1861 – 1917)