Aller au contenu

Jakôba

Avy amin'i Wikipedia

Ny anarana hoe Jakôba dia anarana be mpitondra. Ao amin' ny Baiboly dia maro ny olona antsoina hoe Jakôba.

Ao amin' ny Testamenta Taloha:

  • Jakôba patriarka, zanak' i Isaka, izay atao hoe Israely koa;

Ao amin' ny Testamenta Vaovao:

Hafohezina amin' ny hoe Jakôba koa ny Epistily nosoratan' i Jakôba.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]