Hoala
Apparence
Ny hoala dia ampahan-dranomasina na ampaham-parihy mandroso miditra mankany anaty tany. Lehibe kokoa noho ny helodrano ny hoala. Na dia izany aza dia mifangaro ny fampiasana ny teny malagasy hoe hoala sy ny hoe helodrano.
Hoala maneran-tany
[hanova | hanova ny fango]- Hoala Emin Hashua (Tanzania)
- Hoala Persika (Arabia Saodita - Bareina - Emirata Arabo Mitambatra - Iràka - Iràna - Kôety - Ômàna - Katara)
- Hoala Sarônika (Gresy), antsoina koa hoe Hoalan' i Salamis na Hoalan' i Aegina.
- Hoala Speke na Helodrano Speke (Tanzania)
- Hoala Winam na Helodrano Winam (Kenia)
- Hoalan' i Aden (Jiboty - Sômalia - Iemena)
- Hoalan' i Alaska (Alaska, Etazonia)
- Hoalan' i Anadyr (Chukotka, Rosia)
- Hoalan' i Aqaba (Egipta - Israely - Jôrdania - Arabia Saodita), antsoina koa hoe Hoalan' i Eilat.
- Hoalan' i Bone (Celebes, Indônezia)
- Hoalan' i Boothia (Nunavut, Kanada)
- Hoalan' i Bothnia (Soeda - Failandy)
- Hoalan' i Boughrara (Tonizia)
- Hoalan' i Cambay (Gujarat, India), antsoina koa hoe Hoalan' i Khambhat.
- Hoalan' i Carpentaria (Aostralia)
- Hoalan' i Finlandy (Estônia - Finlandy - Rosia)
- Hoalan' i Gabes (Tonizia)
- Hoalan' i Ginea (Liberia - Kôtidivoara - Ganà - Tôgô - Benino - Nizeria - Kamerona - Ginea Ekoatôrialy - Gabôna - Sao Tome e Prinsipe - Repoblikan' i Kôngô - Repoblika Demôkratikan' i Kôngô - Angôla)
- Hoalan' i Hammamet (Tonizia)
- Hoalan' i Kabuno (Repoblika Demôkratikan' i Kôngô)
- Hoalan' i Kalifôrnia (Meksika), antsoina koa hoe Ranomasin' i Cortés (ho fanomezam-boninahitra an' i Hernán Cortés, kônkistadôra) sy ny Ranomasina Vermilion.
- Hoalan' i Kôrea (Sina - Kôrea Avaratra), antsoina koa hoe Helodranon' i Kôrea na Helodranon' i Kôrea Andrefana.
- Hoalan' i Kôrinto (Gresy)
- Hoalan' i Lyon (Frantsa - Espaina)
- Hoalan' i Martaban (Mianmara)
- Hoalan' i Meksika (Meksika - Etazonia - Kiobà)
- Hoalan' i Monastir (Tonizia)
- Hoalan' i Morbihan (Frantsa)
- Hoalan' i Mwanza (Tanzania)
- Hoalan' i Ob (Yamalia, Rosia)
- Hoalan' i Ômàna (Ômàna)
- Hoalan' i Patras (Gresy)
- Hoalan' i Porto (Frantsa)
- Hoalan' i Riga (Estônia - Letônia)
- Hoalan' i Sirte (Libia)
- Hoalan' i St. Lawrence (Kanada)
- Hoalan' i Suez (Egipta), dia nantsoina hoe Hoalan' ny Mahery Fo izy io tamin' ny Andro Taloha.
- Hoalan' i Tailandy (Tailandy - Kambôdia - Vietnamy - Malezia)
- Hoalan' i Tomini (Celebes, Indônezia)
- Hoalan' i Tonkin (Vietnamy - Sina), antsoina koa hoe Helodranon' i Beibu.
- Hoalan' i Tunis (Tonizia)
- Hoalan' i Bengal (Azia Atsimo), na Helodranon' i Bengal (avy amin' ny teny anglisy).
- Hoalan' i Biscay (Frantsa - Espaina), antsoina hoe Ranomasina Cantabrica (avy amin’ ny fiteny any Espaina).
- Hoalan' i La Napoule (Alpes-Maritimes, Frantsa), eo anelanelan’ ny tendron’ i Croisette sy ny tendron’ i Aiguille, antsoina koa hoe Helodranon’ i Cannes.
- Hoalan' i Thermaic (Gresy), antsoina koa hoe Hoalan' i Tesalônika.
- Hoalan’ i Queen Maud (Nunavut, Kanada)
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Ranomasira: Ranomasina - Hoala - Helodrano - Andilan-dranomasina
- Ranomandeha: Renirano - Ony - Sakelidrano - Loharano -