Aller au contenu

Fotoana

Avy amin'i Wikipedia
Famantaranandro, fitaovana fandrefesam-potoana sy anamarihana ny fizaràn' ny fotoana ao anatin( ny iray andro

Ny fotoana dia ny fandrosoana mitohy tsy misy fetra eo amin' ny fisiana ary fisehoan-javatra izay miseho amin' ny fifandimbiasana izay tsy azo ovaina hatramin' ny lasa, ka hatramin' izao, ary amin' ny hoavy.