Faritanin' i Fars
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Fars)
Ny Faritanin' i Fars na Pars, izay nohagasina hoe Farsa na Parsa, dia iray amin' ny faritany iraika amby telopolon' i Iràna, ao atsimo-andrefana. Ny renivohiny dia i Shiraz. Misy mponina eo amin' ny 4 323 626 ny ao tamin' ny taona 2004. Manana velarana 122 416 km2 i Farsa. Amin' ny teny persana dia atao hoe فارس . Fārs na پارس / Pārs i Farsa.
I Farsa no tany niavian' ny Persàna. Ny anaran' ny fiteny persana amin' izy ireo dia فارسی / fārsī na پارسی / pārsī. Fanovana ho amin' ny fiteny arabo ny hoe Pars ny hoe Fars. Amin' ny fiteny persiana tranainy dia atao hoe Pārsā i Farsa. Tamin' ny Andro Taloha dia fantatra amin' ny hoe Persida i Farsa.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Faritany any Iràna: Alborz - Ardabil – Azerbaijan-e-Gharbi – Azerbaijan-e-Sharghi – Bushehr - Shahar Mahaal-o-Bakhtiari - Esfahan - Fars - Gilan – Golestan - Hamedan – Hormozgan - Ilam - Kerman - Kermanshah – Khorasan-e-Jonubi - Khorasan-e-Razavi - Khorasan-e-Shomali - Khuzestan - Kohkiluyeh-o-Boyer Ahmad - Kurdistan Iraniana – Lorestan - Markazi – Mazandaran - Qazvin – Qom – Semnan - Sistan-o-Baluchestan - Teheran - Yazd - Zanjan