Aller au contenu

Belgrade

Avy amin'i Wikipedia

44°49′N 20°27′E / 44.817°N 20.450°E / 44.817; 20.450

Belgrade
-
Velarantany 389,12 km2
Isam-ponina 1,197,714 mponina
Tanànan-dehibe NC
Ben'ny tanàna NC
Firenena NC
Faritany NC
Faritra NC
Serbia

I Belgrade dia tanàna renivohitra sy tanàna lehibe indrindra any Serbia. Eo amin’ny fihaonan’ny reniranon’i Sava (Serbia) sy Danube no misy azy io.