Aleria
Apparence
Aleria | ||
Velarantany | 58,33 km2 | |
Isam-ponina | 2 211 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Frantsa | |
Faritany | Haute-Corse | |
Faritra | NC |
I Aléria dia kaominina frantsay ao amin'ny fari-piadidian' ny departemantan' i Haute-Corse sy tanin' ny vondrombahoakan' i Corse. Efa tany amin' ny taonjato faha-6 tal. J.K. no niorenany tao amin' ny morontsiraka atsinanana ao Corse. Atao hoe Alalia io tanàna io amin' ny teny latina; amin' ny teny frantsay dia atao hoe Aléria izy fa amin' ny teny italiana sy amin' ny teny kôrsa kosa dia Aleria (tsy misy tendron-tsoratra).