Aller au contenu

Acre

Avy amin'i Wikipedia
Ny faritan'i Acre ao Brazila

I Acre dia faritany mizaka-tena any brazilianina ao amin' ny tapany avaratr' i Brezila. Ny fiavian' ilay anarana Acre dia avy amin' ny renirano izay miampita ny renivohiny Rio Branco, atao hoe Rio Acre.

I Acre no anisan' ny tany lasa brezilianina farany tao Brezila. Nisintaka tamin' i Bôlivia izy, ary nivadika tany federaly brezilianina tamin' ny 25 Febroary 1904.

Lasa faritany mizaka-tena i Acre ntamin' ny taona 1962.